Teny iditra | 1 anefa |
Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] but (same as kanefa but used in slightly different ways) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) |
Tovy hevitra | 6 nefa, kanefa, kandrefa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |