|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angamerana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#A.243] karazam-biby anaty rano izay mafy sy marokoroko ny hodiny, ka azo anaovana honkon' antsy, na varombom-pamaky na angady, ets. ; ny tendron-drambony aza dia fanao zaran' antsy. Atao hoe koa angamira izy.
4  [1.1] Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Provincial] [mira, equal.] Name of some animal of which the skin is imported to make knife-handles, rings, or ferrules
Ohatra  6  [2.69] Nony ilay efa natory tsara iny ny olona, dia nesoriny ny angamerana niakanjoany

Teny iditra (2/2)7  angamerana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Anaran-kazon' ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Vernonia merana)
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (de angatra et merana) Brachylaena merana (Baker) Humbert (Asteraceae). En dépit de son nom, cet arbre n'est pas toxique. Il fournit un bois employé en construction. C'est quand on l'employait à la construction des tombeaux qu'il était nommé angamerana. [Merina]
Voambolana  11  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  12  merana
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02