Teny iditra angeha
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana malagasy kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy angeha! Avia angeha! Nahoana angeha hianao no tsy mba nandeha! Jereo angeha! Ahoana angeha izany teninao? [Ravelojaona 1937]
Famaritana anglisy an expletive chiefly used with commands, or earnest requests: Avia angeha (Now just come here) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay un peu, donc: Jereo angeha (Regardez un peu) [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 
Ohatra Ka ataoko aminareo tovovavy, hoy Rafotsy, sady nampandihiziny ny fanondrony, tandremo ihany angeha io " Solony sy sariny" io! [Ramangamalefaka: Solony]

Teny iditra angeha
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo, Tanala] (adverbe qui marque le doute, ce qu'on demande à examiner de plus près). Epallage dentata DC. (Asteraceae). A ne pas confondre avec Epallage anemonifolia DC. Appelé angea. Décoction à propriétés ocytociques ; et abortive. Malgré sa parenté apparente, il ne doit pas être administré aux femmes enceintes, sous peine de risquer un avortement. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Epallage dentata

Teny iditra angeha- (geka)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe angehana

2017/12/07