|
|
|
|

Teny iditra1  angivy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry lehibe noho ny anana nefa kely noho ny hazo madinika; mangidingidy mahafinaritra ny voany ka be mpitia andrahoina miaraka amin' ny ro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the name of a prickly shrub. Solanum crythracunthum, Bojer. Same as hery, voangivy, and roingivy (Bets.), which last see.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de ngivy, mis pour ngidy: amertume extrême) Nom générique des fruits des solanum consommés comme condiments. Ce sont surtout : Solanum erythracanthum Bojer ex Dunal, Solanum heteracanthum Merr. & L.M. Perry, Solanum indicum L. et Solanum macrocarpon L. (Solanaceae). [Merina]
6  [Betsileo]
7  [Sihanaka]
8  [Betsimisaraka]
Ohatra  9  Valin-kabary ity ka ho boriboriako toa voan' angivy ihany aloha. [2.245]
Voambolana  10  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  11  hery, roingivy, voangivy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny angivy io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31