Fizahan-teny

Ohabolana : angivy

Ohabolana Mikantoy valana karaha ron' angivy. [Samson 1965 #M114]

Ohabolana Ron’ angivy : tsy madilo asetra. [Samson 1965 #R47]

Ohabolana Viavy voan’ angivy : fangalàna ny zanahy. [Samson 1965 #V50]

Ohabolana Voan’ angivy ny olombelona : tsy miarak’ antitra. [Samson 1965 #V71]

Fizahan-teny