Teny iditra (1/6) | 1 ango |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 haitraitra , somonga , sangy : Ratsy ango rô jalahy io ka ! (ratsy sangy io lehilahy io) [Tanala]
[1.78] |
Teny iditra (2/6) | 4 ango |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 sitrapo [Tanala]
[1.78] |
Teny iditra (3/6) | 7 ango |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 kivy [Tanosy]
[1.78] |
Teny iditra (4/6) | 10 ango |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 zavatra entina ... hananganana zavatra iray [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 apport [1.13] |
Teny iditra (5/6) | 14 ango |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 fandaozana [Tanosy]
[1.78] |
Teny iditra (6/6) | 17 ango |
Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
19 Abruti par une drogue, dopé, étourdi--> bamby, entsake, fane [Vezo]
[1.68] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 22 ango, gano, gona, onga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14 |