Teny iditra angoatenda (angoaka, tenda)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo avo avy any an-tenda ataon' ny ankizilahy eny an-tsaha -- indrindra ny mpiandry omby -- rehefa mifampihaiky ady izy; toy izao no fanaony azy: sady dondoniny ny traotraokany no miantso mafy izy ary dia manahaka ny fanenon' ilay sahona kely atao hoe angoaka ny feo ataony amin' izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a song, and mode of singing by children in play, imitating the cry of the frog [Richardson 1885]
Famaritana frantsay voix de grenouille: sons que faisaient entendre les enfants avec leur gosier sans articuler [Veyrières 1913]
Voambolana 

2016/03/06