|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anjakao
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anjakana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#290]
Fototeny  4  jaka

Teny iditra (2/2)5  anjakao
Sokajin-teny  6  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anjakana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#866]
Ohatra  8  [2.69#33] anjakao ihany ny fanjakanao, ry Ingarabelahy
9  [2.996#01.001.028] ary anjakao ny hazan-drano ao amin' ny ranomasina, ny voro-manidina mbamin' ny biby rehetra mihetsiketsika ambonin' ny tany.
Fototeny  10  zaka

Fivaditsoratra  11  akanjoa, anajako, anjakao, jakanao, janakao, kajanao, najakao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21