|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anjakao
Fototeny  2  jaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anjakana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#290]

Teny iditra (2/2)5  anjakao
Fototeny  6  zaka
Sokajin-teny  7  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anjakana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#866]
Ohatra  9  [2.69#33] anjakao ihany ny fanjakanao, ry Ingarabelahy
10  [2.996#01.001.028] ary anjakao ny hazan-drano ao amin' ny ranomasina, ny voro-manidina mbamin' ny biby rehetra mihetsiketsika ambonin' ny tany.

Fivaditsoratra  11  akanjoa, anajako, anjakao, jakanao, janakao, kajanao, najakao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21