Teny iditra | 1 ankamantatra |
Fototeny | 2 fantatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Filazan-javatra izay tiana hovinanin' ny hafa ka ny toetoetran' ilay zavatra hofantarina no lazaina amin' ny teny somary lavalava: Inona àry izany: Manam-bava hihinana, fa tsy manan-kibo hasiana? (Hety na antsy) [1.1] 5 Ny ankamantatra dia avy amin'ny fototeny hoe fantatra. Misy zavatra tian-kofantarin'ny mpihaino ary ilana valin-teny eo no ho eo fa tsy miandry ela. Misy olona iray mpitarika mametra-panontaniana izay miandoha hatrany amin'ny hoe: "Inona àry izany?". Miantefa amin'ny mpivory rehetra mandray anjara amin'ity kilalao ity ny fanontaniana ary izay mahita na mahalala dia mananga-tanana ka manome ny valiny avy hatrany. ... [5.mg.http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=302] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 énigme, charade [1.3] 7 devinette, énigme [1.5] |
Voambolana |
8 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
Mpanahaka | 9 ampanonona, ankifidy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |