Teny iditra ankabeazany (be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay
Mitovy hevitra: ankabetsahany ~ ankamaroany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Grande quantité, majorité, la plupart [1.5]
Ohatra 
1Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena. [1.38]
2Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. [2.472]
3Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. [2.471]
Haiendriteny 
Tsotra : ankabeazany, ankabeazan', ankabeazan-, ankabeazan-
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05