|
|
|
|

Teny iditra1  an-kabetsahana
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] en abondance
Ohatra  4  [2.996#] Ny volafotsy, tany Jerosalema, nataon' ny mpanjaka ho ankabetsahana toy ny vato, ary ny sedera nataony maro toy ny amontana maniry eny an-tany lemaka.
Singan-teny  5  habetsahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10