|
|
|
|

Teny iditra1  ankasarotana
Fototeny  2  sarotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Faritra eo ambanin' ny kibomalemy misy ny fananahana amin' ny tenan' ny olombelona: Anisan' ny maharary raha misy voadona eo amin' ny ankasarotana
Voambolana  5  Haiaina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny ankasarotana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05