Teny iditra | ankibe (anky, be) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le pouce [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Manontolo | |||||
Anaran' akora mamorom-batana | |||||
Tsipelina hafa | ankihibe | ||||
Mpanahaka | ankihibentanana | ||||
ankikely ~ fanondro ~ fanondroadala ~ manarapoana | |||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ankibe io | ||||
Fivaditsoratra | ankibe, kabine |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20 |