|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ankilany
Fototeny  2  ila
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] akaiky: eto ankilanao aho no hipetraka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.5] à côté, d'un côté
Tsipelina hafa  6  anilany
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)9  ankilany
Fototeny  10  ila
Sokajin-teny  11  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Sihanaka] anila, akaiky
13  [1.1] Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray hafa izay atao hoe an-daniny: Ny mpihira etsy an-kilany, ny mpandihy etsy an-daniny ~ Nizara roa ny olona nanatrika teo: ireo nilaza fa tsy tsara ny manaraka fotsiny ny be sy ny maro, an-kilany, ary ireo nilaza fa tokony hanao ohatra ny olona rehetra, an-daniny
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.7] on the one hand; one party as over against the other; cf. andaniny
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.8] d'une part; l'une des parties; cf. andaniny
Tovy hevitra  16  ankila, anilany
Tohi-kevitra  17  andaniny

Fivaditsoratra  18  ankilany, kininala, lakaniny, lankainy, nalikain, nanilika, nikalian, nilaikan

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02