Teny iditra ankosotra (hosotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tentina ahosotra manify dia manify amin' ny zavatra iray mba hampahadera azy amin' ny fijerena: Ankoso-bolamena [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Gilded, overlaid with
¶ using deceit, putting on a false appearance, overreaching. [Richardson 1885]
 a plating or coating
¶ deceit [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay enduit
¶ Figuré: apparence trompeuse [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 (adverbe pris substantivement) couche, fard, teinte
¶ Figuré: apparence fausse [Abinal 1888]
 couche extérieure [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Raha ampakarina na misy lanonam-be no nitondran' ny tovovavy firavaka fanao amin' ny volo, dia ny drakadraka izany (haingo na ravaka atsatotsatoka amin' ny fehiloha na amin' ny volo) sy ny kole (volo tadina, ka misy volamena na varahina ankosotra ny lohany roa. [Rajemisa: Fomba]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31