Teny iditra | 1 ankosotra |
Fototeny | 2 hosotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tentina ahosotra manify dia manify amin' ny zavatra iray mba hampahadera azy amin' ny fijerena: Ankoso-bolamena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Gilded, overlaid with using deceit, putting on a false appearance, overreaching. 6 [1.7] a plating or coating deceit |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#51, 1.8] enduit Figuré: apparence trompeuse 8 [1.3#51] (adverbe pris substantivement) couche, fard, teinte Figuré: apparence fausse 9 [1.8] couche extérieure |
Ohatra |
10 ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [2.5#66] 11 Raha ampakarina na misy lanonam-be no nitondran' ny tovovavy firavaka fanao amin' ny volo, dia ny drakadraka izany (haingo na ravaka atsatotsatoka amin' ny fehiloha na amin' ny volo) sy ny kole (volo tadina, ka misy volamena na varahina ankosotra ny lohany roa. [2.436#] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 ankosotra, antsoroka, nakorotsa, narotsako, nasatroko, nasokatro, satronako |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |