Teny iditra (1/3) | 1 anoano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 praise, blessing. (Prov.) See dera. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 louanges. [Tankarana]
[1.19] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 anoano |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Anjoanjo, vinany: Anoanon-kevitra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 a guess, anything done at random. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 histoire amusante [1.54] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 14 anoano |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Karazam-bibikely lehibebe kokoa noho ny renitantely, misy elatra sy tandroka roa ary misy fofona maimbo miraikitra amin' ny tanana mamoriporitra azy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
17 a species of field-bug. [1.2] |
Voambolana |
18 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fivaditsoratra | 19 anoano, aonona, noanoa, onoana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |