Teny iditra | 1 anovozana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Ohatra |
3 [2.559#5] Izy ireo no nanovozako ny fanaovana ny kabary malagasy 4 [1.3#737] Inty ny tavoahangy hanovozanao rano (Voici une bouteille pour puiser de l'eau) 5 [1.353#] Zavatra telo no anovozana ny hanina : famaky, fandraka ary saoka (sotrobe no ataon' ny Bara hoe saoka. |
Fototeny | 6 tovo |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |