|
|
|
|

Teny iditra1  antafika
Fototeny  2  tafika
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] en expédition, à l'armée, à la guerre
Ohatra  5  Tamin' ny andro niverenan' ny olona avy tany antafika dia revom-pifaliana ny vahoaka [1.38]
6  Dia tonga ny aviany antafika nentin dRainimanonja 14 Vtra, Niakatra andro Alakamisy 25 Alakarabo. [2.59]
7  Ary izany koa no lazaiko aminao, ny ataonao hoe tsy hividy ary tsy hanandevo olona ary izay azo any antafika dia tsy vonoina. [2.366#]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny fameno :

Fivaditsoratra  9  antafika, antifaka, fitanàka, nafitaka, natifaka, tafanika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21