Teny iditra | antara | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Faritra lalina amin'ny renirano [1.78] | |||
[Betsimisaraka] Faritra lalina indrindra amin'ny renirano na farihy [1.78] | ||||
Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy. [1.1] | ||||
[Sihanaka] Farihy lalina [1.78] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Deep water [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Abîme d'eau. [1.19] | |||
Mpanahaka | antaranoana ~ antaravelona | |||
Teny iditra | antara | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny anglisy | Cold, frigid [1.2] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | anatra, antara, aranta, atrana, rataña, tarana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |