|
|
|
|

Teny iditra1  antenaina
Fototeny  2  antena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy
Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita
Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to be hoped for
6  [1.2] to be expected
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8] qu'on espère, qu'on attend
Ohatra  8  Koa dia ny adala misy antenaina kokoa noho izy. [2.285]
9  Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27]
10  antenaina fa mbola hisy ny mpamakafaka lalindalina kokoa. [2.298]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny antenaina io

Fivaditsoratra  16  antenaina, atiñanañe, ientanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21