Teny iditra ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra (antena, tsy, azo, tanana, votsotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: gaina [Rajemisa 1985]
Ohatra Kepoka izy mianaka fa ny nantenain-tsy azo, ny an-tanam-botsotra [Randriamiadanarivo: Sikajy]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/19