Teny iditra | an-tendro-molotra | |
Singan-teny | tendro ; molotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza filazana teny na fanaovana asa soa ety ivelany fotsiny fa tsy latsaka anaty; enti-milaza koa teny toa efa ao am-bava ao fa tsy tafavoaka [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny an-tendro-molotra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |