|
|
|
|

Teny iditra1  antontanisa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.62] fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13][antontan' isa] statistique
Ohatra  5  [4.7] Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany
6  [4.39] Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny
Voambolana  7  Matematika: antontan'isa
Singan-teny  8  antonta, isa
Tovy hevitra  9  statistika
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10