|
|
|
|

Teny iditra1  antontanisa
Singan-teny  2  antonta, isa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.62] fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13][antontan' isa] statistique
Ohatra  6  Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany [4.7]
7  Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny [4.39]
Voambolana  8  Matematika: antontan'isa
Tovy hevitra  9  statistika
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/24