Teny iditra (1/2) | 1 antra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 compassionate, feeling pity [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 humain [1.66.fr#494] 6 compatissant, charitable [1.3, 1.8] |
Ohatra |
7 antra olona izy [1.3] 8 Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery? [2.4] 9 Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 antra |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
18 pity, compassion, tenderness, charity. [1.2] |
Voambolana |
19 Ontam-po |
Fivaditsoratra | 20 antra, ranta |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17 |