Teny iditra (1/4) | 1 antsa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara, Tanosy]
Hira 4 [1.1] Hira fankalazana sy fiderana ny fiandrianan' ny mpanjaka na fihobiana ny mpandresy an' ady avy niantafika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] chanting 6 [1.2] a mode of singing by the attendants on the sovereign. 7 [1.7] singing |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] chant 9 [1.68] [Vezo] Chanson, chant de louange 10 [1.405] [Sakalava-Mayotte] chant, musique |
Ohatra |
11 Velona ny antsa eo an-kianjan' ny famorana. [2.606#167] |
Voambolana |
12 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/4) | 22 antsa |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Tambahoaka]
tsininy 25 [1.78] [Betsimisaraka] tsiny, kilema |
Fanazavàna teny anglisy |
26 [1.2] [Provincial]
defect, fault, imperfection. See tsiny, adidy |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.68] [Vezo]
Compassion, miséricorde, pitié |
Teny iditra (3/4) | 28 antsa |
Sokajin-teny | 29 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.68] [Vezo]
Charitable, compatissant, humain, miséricordieux, philanthrope |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 33 Antsa |
Singan-teny | 34 antsa |
Sokajin-teny | 35 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Voambolana |
36 Haisoratra |
Mpanoratra |
37 Rabemananjara Jacques |
Mpanonta printy |
38 , 1948 |
Fivaditsoratra | 39 Antsa, antsa, natsa, santa, satan-, tsana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |