Fizahan-teny

Ohabolana : antsiantsy

Ohabolana Androngo may, antsiantsy mirehitra: izay may mamonjy rano. [Rinara 1974 #238, Cousins 1871 #220]

Ohabolana Ny antsiantsy no manana anaka ka ny androngo no vaky manta. [Rinara 1974 #2900]
Ny antsiantsy no manan-janaka, ka ny androngo no voky maina. [Houlder 1895 #2168, Veyrières 1913 #728]
Dikanteny frantsay Les petits lézards verts ont des petits, et le grand lézard androngo s' en régale gratuitement. [Veyrières 1913 #728]
Un petit lézard a des petits, et un grand lézard trouve un repas gratuit. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Il mange les petits de l' autre. [Houlder 1895]

Ohabolana Sakondry taitry ny antsiantsy, ka ny mipetraka no hatezerany. [Rinara 1974 #3822]
Sakondry taitry ny antsiantsy: mipetraka no hatezerana. [Cousins 1871 #2841]

Fizahan-teny