Teny iditra antsiben > antsibe
Singan-teny antsy ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [1.78]
 Antsy lehibe azo ampiasaina ho toy ny famaky fikapana hazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cleaver [1.2, 1.7]
 An axe, a bill-hook, a hatchet. [1.2]
 A bush knife [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grand couteau qui peut servir de hâche [1.3, 1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 