|
|
|
|

Teny iditra1  antsiben' Andriamanitra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] the rainbow; more commonly called avana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] l'arc-en-ciel
5  [2.415] le grand couteau de Dieu. Les Malgaches appelaient ainsi l' arc-en-ciel
Ohatra  6  [2.314#] manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany.
Voambolana  7  Haitoetrandro
Singan-teny  8  antsibe, Andriamanitra
Tovy hevitra  9  avana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny antsiben' Andriamanitra io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02