|
|
|
|

Teny iditra1  antsimpanafody
Singan-teny  2  antsy, fanafody
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Antsy kely fandidian' ny dokotera marary
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A surgical knife.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Lancette, bistouri et autres instruments tranchants de chirurgie
Voambolana  7  Fitaovam-piasana
8  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07