|
|
|
|

Teny iditra1  antsipika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' antsy izay misy lelany mety mipika ka misisika ao anaty tahony efa voavoatra ho amin' izany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A knife whose blades open and shut, hence a pocket-knife or penknife.
5  [1.7] [antsy pika] a folding pocket knife
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] [antsy pika] canif
Voambolana  7  Fitaovam-piasana
Singan-teny  8  antsy, pika

Fivaditsoratra  9  antsipika, apintsika, napitsika, nipatsika, nitsipaka, tsinipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21