|
|
|
|

Teny iditra1  antsipika
Singan-teny  2  antsy, pika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan' antsy izay misy lelany mety mipika ka misisika ao anaty tahony efa voavoatra ho amin' izany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A knife whose blades open and shut, hence a pocket-knife or penknife.
6  [1.7][antsy pika] a folding pocket knife
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8][antsy pika] canif
Voambolana  8  Fitaovam-piasana

Fivaditsoratra  9  antsipika, apintsika, napitsika, nipatsika, nitsipaka, tsinipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21