|
|
|
|

Teny iditra1  an-tsitrapo
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#612][an-tsitra-po] volontairement
Ohatra  5  [2.508#359] Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina!
6  [2.528#81] Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po.
7  [2.445#73] Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa.
8  [2.270#132] Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po?
9  [2.245#57] Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo.
Singan-teny  10  sitrapo
Tohi-kevitra  11  tsyansitrapo
Mpanahaka  12  iniana atao, kiniania, fanahy iniana, atao ami-nahy, vivy nanitrika, kibo saokan' ny nahiny, sitrapon' ikamisy, mpivaro-drano tratr' orana, mavon' ny nataony, lolo fotsy mitono tena, mandrora mitsilany, main' ny afo natsangana, matin-delany toa toho, matin-tanany toa foza
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  an-tsitrapo, napotsiatr, napotsitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21