Teny iditra | an-tsitrapo | ||||||||||
Singan-teny | sitrapo | ||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana:
Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [ an-tsitra-po ] Volontairement [1.3] | ||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||
Tohi-kevitra | tsy an-sitrapo | ||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |