Teny iditra | 1 antsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala 4 [1.78] [Tanala] antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) 5 [1.1] Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2, 1.7] a knife |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] canif 8 [1.3] couteau dont la lame se replie 9 [1.8, 1.13] couteau |
Ohatra |
10 Dia ny antsy izany no mahery! [2.69] 11 Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442] |
Voambolana |
12 Fitaovam-piasana |
Tovy hevitra | 13 antsibe |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 40 Ohabolana misy io teny antsy io |
Lahatsoratra |
41 Randzavola: antsy ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 42 antsi, antsy, natsi, sinta, tsain, tsyan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |