Teny iditra (1/2) | 1 aparitaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aely tsy misy kitotony amin' ny toerana maro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] same as apariaka |
Ohatra |
5 [2.472] Izao anefa, lazaina izany, lazaina an-karihary, aparitaka. 6 [2.445] Tsy aparitaka ny fako sy ny loto fa gadrana amin' ny toe-rana iray. 7 [4.27] Raha tsorina dia izao : aleo vitsy fa tsara, ary aparitaka any amin' ny sehatra be asa tokony hatao ny zazavao. |
Fototeny | 8 paritaka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 apariaka |
Teny iditra (2/2) | 14 aparitaka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] 18 [1.13] distributif |
Voambolana |
19 Matematika: alijebra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |