|
|
|
|

Teny iditra1  apetraka (petraka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Omena toerana, atao eo amin' ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ ~ Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny 4  Afindra amin' ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo 5  tendrena 6  Atao amin' ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao 7  Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan' ny handehanany 8  Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao 9  (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  used of that which is put down or placed in a certain position. [1.2]11  to be set down, to be placed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  qu'on met, qu'on place, qu'on confie [1.8]
Ohatra  13  Vola apetraka ahoana, ry Dada a? [2.470]
14  apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117]
15  Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[2.131]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny apetraka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20