Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : apetraka
|
|
|
Ohabolana 1 | Fanafody apetraka amin' ny drindran' Ingilo, atao hampanaritra vao manitatra. [2.415 #3246]
|
Dikanteny frantsay | C' est comme le remède mis sur l' ulcère d' Ingilo : cela ne fait qu'augmenter la plaie. [2.415]
|
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui embrouillaient les affaires au lieu de les arranger. [2.415 #3246]
|
|
|
Ohabolana 2 | Mitondra roa hoatry ny vehivavy somorina : ny hetran-dray tsy apetraka, ny lova tamin-dreny tsy avela. [2.415 #1774]
Mitondra roa ohatra ny vehivavy somorina : ny hetran-drainy tsy apetraka, ny lova tamin-dreny tsy avela. [2.558]
Mitondra roa, ohatra ny vehivavy somorona : ny hetran-dray tsy apetraka, ny lova tamin-dreny tsy avela. [2.653]
|
Dikanteny frantsay | Porter double bien comme une femme barbue : l' héritage paternel (la barbe) elle ne l' abandonne pas, et l' héritage maternel elle ne le laisse pas. [2.415 #1774]
|
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui étaient de deux partis ou recevaient de deux côtés. [2.415 #1774]
|
|
|
Ohabolana 3 | Toy ny voahangy: tsy mandry làlana; apetraka, ravaky ny trano; entina, endriky ny dia. [2.165]
|
Dikanteny frantsay | Pareilles à des perles: elles ne s' arrêtent jamais (d' être utiles): si on les dépose, elles sont l' ornement de la maison; et si on les porte, elle sont un ornement pour le voyage. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|