Teny iditra (1/7) | 1 arana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 milaza fanaovana izay tiana [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Teny iditra (2/7) | 19 arana |
Fototeny | 20 ara |
Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 voarefy, voafatra [Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 mesuré [Taisaka]
[1.82] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/7) | 27 arana |
Fototeny | 28 ara |
Sokajin-teny | 29 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
30 ampifalifaliana [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (4/7) | 31 araña |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
33 Tratra [Tanosy]
[1.78] |
Teny iditra (5/7) | 34 araña |
Sokajin-teny | 35 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
36 ery, etsy, aroa [Betsimisaraka]
[1.78] |
Teny iditra (6/7) | 37 arana |
Sokajin-teny | 38 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
39 (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [Sakalava]
[1.196] |
Kamban-teny rehetra |
|
Voambolana | 41 Haizavamaniry |
Teny iditra (7/7) | 42 Aràna |
Sokajin-teny | 43 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
44 Haran [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
45 Harân [2.996] |
Ohatra |
46 — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata
[1.38]
|
Voambolana | 47 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 48 harana, harana, harana |
Lahatsoratra | 49 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Aràna |
Fivaditsoratra | 50 añara, 51 araña, Aràna, arana, 52 Naara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20 |
![]() |