Teny iditra arahaba nahazo voninahitra
Singan-teny arahaba ; mahazo ; voninahitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy fisondrotam-boninahitra [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21