| Teny iditra (1/3) | 1 vony |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 yellow
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 couleur jaune
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 7 vonivony |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 107 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
108 Ny Loko |
| Teny iditra (2/3) | 109 vony |
| Sokajin-teny | 110 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
111 Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja
[1.1] 112 taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
113 a flower
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
114 fleur
[1.8, 1.13] 115 Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 122 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 123 Fikambanana 46 amin' io teny io |
| Ohabolana | 124 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 125 voñy |
| Sokajin-teny | 126 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
127 fierena
[Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | voñy, vony |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|