Teny iditra arahaba tsy maty fo aman-aina
Singan-teny arahaba ; tsy ; maty ; fo ; amana ; aina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A salutation to those returned from the war, or a journey. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21