|
|
|
|

Teny iditra1  araikitra
Fototeny  2  raikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra
Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany
Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] used of something to be stuck to something else, or something agreed upon.
6  [1.7] to be stuck to something
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] à attacher, à fixer, à conclure
8  [1.8] qu'on colle sur une chose
Ohatra  9  Araikitra amin' ny hazo ireo tariby ireo. [2.117]
10  Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon'ny lahy araikitra, ary azon'ny lahy foanana. [2.996]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11