|
|
|
|

Teny iditra1  arakaraka ny zaza maty ny lambamena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao mifanentana amin' ny halehibe na hasarobidin' ny zavatra ny vola lanina amin' ny fikarakarana azy
Singan-teny  4  arakaraka, zaza, maty, lambamena

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07