|
|
|
|

Teny iditra1  arakaraka ny zaza maty ny lambamena
Singan-teny  2  arakaraka, zaza, maty, lambamena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao mifanentana amin' ny halehibe na hasarobidin' ny zavatra ny vola lanina amin' ny fikarakarana azy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12