Teny iditra (1/7) | 1 arana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] milaza fanaovana izay tiana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/7) | 9 arana |
Fototeny | 10 ara |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Taisaka]
voarefy, voafatra |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.82] [Taisaka]
mesuré |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/7) | 17 arana |
Fototeny | 18 ara |
Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.78] [Taisaka]
ampifalifaliana |
Teny iditra (4/7) | 21 araña |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.78] [Tanosy]
Tratra |
Teny iditra (5/7) | 24 araña |
Sokajin-teny | 25 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.78] [Betsimisaraka]
ery, etsy, aroa |
Teny iditra (6/7) | 27 arana |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.196] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [Sakalava]
|
Voambolana |
30 Haizavamaniry |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (7/7) | 32 Aràna |
Sokajin-teny | 33 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
34 [2.996] Haran |
Fanazavàna teny frantsay |
35 [2.996] Harân |
Ohatra |
36 — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata [1.38] |
Voambolana |
37 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 38 harana, harana, harana |
Lahatsoratra |
39 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Aràna |
Fivaditsoratra | 40 añara, anara, arana, araña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |