Teny iditra (1/4) | 1 aratra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anaran-kafa iantsoana ny elektrisite 4 [1.13] endrika iray isehoan'ny angovo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7][haratra] electrical energy (a variant of varatra) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8][haratra] énergie électrique (une variante de varatra) 7 [1.13] électricité |
Ohatra |
8 Azo tsotsorina toy izao ny famokaran' ireo milina ireo herin' aratra. [2.445#] |
Voambolana |
9 Fizìka |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 49 aratra |
Sokajin-teny | 50 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
51 [1.78] [Betsimisaraka]
hazo mitsivalana amin'ny trano |
Teny iditra (3/4) | 52 aratra |
Sokajin-teny | 53 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
54 [1.78] [Betsimisaraka]
simba |
Teny iditra (4/4) | 55 aratra |
Sokajin-teny | 56 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
57 [1.19] [Tankarana]
il est à souhaiter que. |
Tovy hevitra | 58 andratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |