Teny iditra ari > arika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mémoire [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra ari > arika (rika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arika, arikako, arikanao, arikany, arikantsika, arikanay, arikanareo, arikan'
Ny lasa : narika, narikako, narikanao, narikany, narikantsika, narikanay, narikanareo, narikan'
Ny hoavy : harika, harikako, harikanao, harikany, harikantsika, harikanay, harikanareo, harikan'
Filaza mandidy : arikao

Teny iditra ari > arika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Rate [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra bakela ~ katry ~ lambiñana
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Teny iditra ari > aritra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Convalescence, guérison [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra ari > aritra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Endurance, forbearance, patience, continuance. See tanty, zaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Endurance, support, patience, persévérance, constance [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : aritra, aritro, aritrao, ariny, aritsika, aritray, aritrareo, aritr', ari-, aritry
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Teny iditra ari > aritra
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Zaka, lefitra, toha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Endured, borne [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Supportable [1.3, 1.8]
 Supporté [1.8]
Ohatra 
1Tsy aritro intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy ka hiala aho. [1.1]
2Tsy aritro ny hainandro (Je ne puis supporter l'ardeur du soleil) [1.3]
3Tsy aritra anefa ireto teniny kely momba ny tsena ireto: « Izao no lazaiko anareo mpandafo hena. [2.298]
4Kanefa tsy aritra izany fiandrasana izany ka ny fihinanana ny akoho amam-borona no ntao hoe Fotsiaritra izany hoe Fo tsy aritra. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aritra, aritro, aritrao, ariny, aritsika, aritray, aritrareo, aritr', ari-, aritry
Ny lasa : aritra, aritro, aritrao, ariny, aritsika, aritray, aritrareo, aritr', ari-, aritry
Ny hoavy : ho aritra, ho aritro, ho aritrao, ho ariny, ho aritsika, ho aritray, ho aritrareo, ho aritr', ho ari-, ho aritry
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra ari > arina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sisa amin' ny hazo izay nodorana tsy avala hisy lelafo na ho zary lavenona ka tonga vongana azo arehitra mivaivay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Charcoal, soot; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Charbon, suie; [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra ari > arina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fitrakana, fipetraka na fijoro tsara tsy mihilana na mirona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Uprightness, levelness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aplomb, nivellement [1.3, 1.8]
 Séant, redressement, rétablissement, recouvrement [1.3]
Sampanteny 
Anaran-toerana 

Teny iditra ari > arina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Appellation botanique: Bridelia tulasneana [2.612]
  [Betsimisaraka, Bezanozano] ( arina : veut dire "charbon de bois", la technique de séparation des charbons de bois, avec des fours en terre de fortune est très anciennement pratiquée à Madagascar). Nom donné aux arbres dont le bois est considéré comme propre à donner les meilleurs charbons, facile à distiller. Ce sont notamment :
-- Bridelia tulasneana Baill. (Phyllanthaceae)
-- Schizolaena cauliflora Thouars,
-- Schizolaena rosea Thouars et
-- Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). [1.196]
Anarana siantifika Bridelia tulasneana, Rhodolaena bakeriana, Schizolaena cauliflora, Schizolaena rosea
Voambolana 
Tovy hevitra hazoanafo ~ ombitavy
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra